Dingana

Inona no ataon'i I2P ho anao?

Ny I2P dia tambazotra afaka manafina tsara ny fifandraisana atao eo amin'ny Internet. Maro ireo zavatra ampiasaina mety ahitana ny momba anao rehetra ao amin'ny Internet, ny I2P dia afaka manafina izany rehetra izany.

Alaivo ny I2P 0.9.40